Actualitรฉs > MANAO TOHIVAKANA MANEHO FIRAISANKINA...

MANAO TOHIVAKANA MANEHO FIRAISANKINA AMIN' I MADAGASIKARA NOHO NY VOINA VOAJANAHARY IREO MPIARA-MIOMBONA ANTOKA VAHINY

Taorianโ€™ny ๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™ค ๐™–๐™ซ๐™ค ๐™๐™ค ๐™›๐™ž๐™ง๐™–๐™ž๐™จ๐™–๐™ฃ๐™ ๐™ž๐™ฃ๐™–๐™ข-๐™ฅ๐™ž๐™ง๐™š๐™ฃ๐™š๐™ฃ๐™– nataonโ€™ny ๐˜๐˜ช๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฉ๐˜ข๐˜ฏโ€™๐˜ฏ๐˜บ ๐˜๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ท๐˜ข๐˜ฐ๐˜ป๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜™๐˜ฆ๐˜ฑ๐˜ฐ๐˜ฃ๐˜ญ๐˜ช๐˜ฌ๐˜ข๐˜ฏโ€™๐˜ช ๐˜”๐˜ข๐˜ฅ๐˜ข๐˜จ๐˜ข๐˜ด๐˜ช๐˜ฌ๐˜ณ๐˜ข ๐‘ต๐’š Kolonely ๐‘น๐‘จ๐‘ต๐‘ซ๐‘น๐‘ฐ๐‘จ๐‘ต๐‘ฐ๐‘น๐‘ฐ๐‘ต๐‘จ Michael sy ny ๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™ค ๐™ฃ๐™–๐™ฉ๐™–๐™ค๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃโ€™๐™ž๐™ง๐™š๐™ค ๐™จ๐™š๐™๐™–๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ž๐™ง๐™–๐™ž๐™จ๐™–๐™ข-๐™ฅ๐™ž๐™ง๐™š๐™ฃ๐™š๐™ฃ๐™– mba haneho fanohanana anโ€™i Madagasikara misedra fahasahiranana lalina vokatrโ€™ireo rivodoza nifanesy namoizana ainโ€™olona, naharava tanร na maro ary nahatonga traboina maro tokoa, dia ๐™ฃ๐™–๐™ข๐™–๐™ก๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™ค ๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™ž๐™ ๐™–๐™ข๐™—๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃโ€™๐™ž๐™ง๐™š๐™ค ๐™จ๐™ž๐™ฃ๐™ค๐™– ๐™š๐™ฉ๐™ค ๐™ˆ๐™–๐™™๐™–๐™œ๐™–๐™จ๐™ž๐™ ๐™–๐™ง๐™– ka nanolotra ny anjara birikiny hanampiana ireo fianakaviana maro traboina sy rava fananana, ary koa fandraisana anjara hanarenana ny simba vokatry ny rivodoza FYTIA sy GEZANI.๐™‡๐™š๐™ก๐™–๐™ซ๐™ค๐™ก๐™– mitetina ๐Ÿญ๐Ÿฏ๐Ÿฒ.๐Ÿญ๐Ÿฌ๐Ÿฌ.๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฌ Ariary no natolotry ny fikambanana sinoa mipetraka eto Madagasikara ho fiaraha-mientana aminโ€™ny fanjakana malagasy ka tonga nitarika ny delegasiona sinoa taminโ€™ity fanolorana ity ny ๐˜”๐˜ข๐˜ด๐˜ฐ๐˜ช๐˜ท๐˜ฐ๐˜ฉ๐˜ฐ๐˜ฏโ€™๐˜ช ๐˜š๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข miasa sy monina eto Madagasikara S.E.M. ๐‘ฑ๐‘ฐ ๐‘ท๐’Š๐’๐’ˆ.Tonga nandray ity tolo-tanana ho fiatrehana ny loza voajanahary ity ireo solon-tena avy aminโ€™ny Fitondram-panjakana malagasy nahitana ny ๐˜š๐˜ฆ๐˜ฌ๐˜ณ๐˜ฆ๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ๐˜‘๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ญ๐˜ช๐˜ฏโ€™๐˜ฏ๐˜บ ๐˜๐˜ช๐˜ข๐˜ฅ๐˜ช๐˜ฅ๐˜ช๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ท๐˜ข๐˜ฐ๐˜ป๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜™๐˜ฆ๐˜ฑ๐˜ฐ๐˜ฃ๐˜ญ๐˜ช๐˜ฌ๐˜ข๐˜ฏโ€™๐˜ช ๐˜”๐˜ข๐˜ฅ๐˜ข๐˜จ๐˜ข๐˜ด๐˜ช๐˜ฌ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข Ny Jeneraly ๐‘ถ๐‘ป๐‘ป๐‘ด๐‘จ๐‘ต ๐‘ฐ๐’•๐’Š๐’ƒ๐’‚๐’“,  ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜š๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ด๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜’๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ๐‘ฎ๐‘จ๐‘บ๐‘ช๐‘จ๐‘น ๐‘ญ๐’†๐’๐’๐’”๐’๐’‚, ary ireo tomponandraikitra ara-panjakana samihafa.

Publie le 17/02/2026 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs