Actualitรฉs > TOAMASINA : NANOME TOROMARIKA MAZAVA...

TOAMASINA : NANOME TOROMARIKA MAZAVA NY PRAIMINISITRA

๐˜“๐˜ข๐˜ฑ๐˜ข๐˜ฏโ€™๐˜ช ๐˜”๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข๐˜ป๐˜ฐ๐˜ข๐˜ณ๐˜ช๐˜ท๐˜ฐ[๐˜๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข-20 ๐˜ง๐˜ฆ๐˜ฃ๐˜ณ๐˜ฐ๐˜ข๐˜ณ๐˜บ 2026]Efa miantrana eto Toamasina ireo mpitandro filaminana miisa 600, ary vantany vao tonga ihany koa ny Praiminisitra, Lehibenโ€™ny Governemanta, Rajaonarivelo Herintsalama Andriamasy dia nanome toromarika mazava taminโ€™izy ireo, hanamafisana ny fandraisana andraikitra eto an-toerana. Nanambara ny Praiminisitra fa asa telo lehibe mifanaraka aminโ€™ny fepetra napetraky ny Filohanโ€™ny Fanavaozana ny Repoblikanโ€™i Madagasikara  no laharampahamehana:๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—น๐—ฒ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ: Fiantohana ny filaminana sy fiarovana ny mponina๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ต๐—ผ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ: Fizarana fanampiana ara-potoana sy mangarahara๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐—ป๐—ฎ: Famerenana aminโ€™ny laoniny haingana ny fiainam-bahoaka sy ny fotodrafitrasa.Maneho ny fahavononany ny Fitondram-panjakana hanarina sy hanohana anโ€™i Toamasina.๐๐ฒ ๐’๐ž๐ซ๐š๐ฌ๐ž๐ซ๐š

Publie le 23/02/2026 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs