Fandaharana iarahana amin'ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina sady Mpitondra tenin'ny Governemanta, Ramatoa MARA Volamiranty Donna , anio Zoma 11 Jolay 2025, amin'ny 06 ora sy 15 minitra hariva.Fandaharana manokana iresahana ireo asa fampandrosoana tarihan'Andriamatoa Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara Andry Rajoelina ety amin'ny faritra.