Actualitรฉs > KAOMINA MIISA 19 AO AMBATOLAMPY NO AF...

KAOMINA MIISA 19 AO AMBATOLAMPY NO AFAKA HANJOHY NY TVM SY RNM INDRAY

๐“๐š๐ฉ๐š๐ญ๐š๐ฉ๐š๐ค๐š nandritra ny fotoana maharitra ny ๐Ÿ๐š๐ก๐ข๐ญ๐š๐ฅ๐š๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ง๐š๐ฌ๐ข๐จ๐ง๐š๐ฅ๐ฒ sy ny ๐‘๐š๐๐ข๐จ๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ซ๐ž๐ง๐ž๐ง๐š ho anโ€™ny Distrikanโ€™Ambatolampy ka niteraka fahasahiranana ho anโ€™ny vahoaka noho ny tsy fahafahana misitraka ny zo fototra hahazo vaovao aminโ€™ny haino aman-jery.Ao anatinโ€™ny andraikiny dia nidina ifotony nitondra vahaolana ny Minisitra ๐†๐€๐’๐‚๐€๐‘ ๐…๐ž๐ง๐จ๐ฌ๐จ๐š sy ny mpiara-miasa eo anivonโ€™ny minisitera ka nanolotra ๐Ÿ๐ข๐ญ๐š๐จ๐ฏ๐š๐ง๐š ๐ฏ๐š๐จ๐ฏ๐š๐จ mba hamerenana aminโ€™ny laoniny ny TVM sy RNM ao Ambatolampy.Nahazo fitaovana vaovao hahafahany manatsara ny asa ny Delegenโ€™ny Serasera ao Ambatolampy RAKOTONDRAMAVO Roger Guy Rolland Njaka, izay nisedra olana teo am-panatanterahana samy irery ny asany noho ny tsy fahalavorarianโ€™ireo fitaovana nampiasaina teo aloha, ka izao notolorana camรฉra vidรฉo numรฉrique, Pieds Camรฉra, Table de mixage Audio 8 pistes, Micro Studio avec anti-pop, Imprimante couleur, Onduleur, Speaker Edifier, Table de bureau, chaise de bureau.Miezaka mamaha olana haingana sy manatsara ny fomba fiasa mba hamaliana ny hetahetam-bahoaka araka ny lalantsaina voizina ato anatinโ€™izao Repoblikanโ€™ny Fanavaozana izao hoy ny minisitra nandritra ny lahateny nataony. Tao anatina lanonana tsotra nefa manan-danja no nanatanterahana ity fidinana ifotony ity ho fanajana ny toromarika avy aminโ€™ny Governemanta momba ny fitsitsiana araka ny fampahafantarana avy aminโ€™ny Minisiteranโ€™ny Atitany.Nisolo-tena ireo rafim-panjakana mahefa ny Lehibenโ€™ny Distrikanโ€™ Ambatolampy ANDRIASY Vonjy Maminjanahary , raha ny Solombavambahoaka RAZAFIMAHEFA Tiana voafidy tao Ambatolampy no nisolo-tena ny vahoaka tao an-toerana sy ireo kaomina miisa 19 mandrafitra ny Distrika.Ao anatinโ€™ny fanomezan-danja ny fiaraha-miasa ety ifotony izay fotom-pisainโ€™ny fanavaozana dia tsy adinonโ€™ny minisitra ny nanolotra fisaorana ny Kaomina Ambonivohitra Ambatolampy notarihinโ€™ny Benโ€™ny Tanร na RAKOTOMALALA Dimbiniavo Mika, noho ny fiaraha-miasa izay nanomezany ny trano fiasร na ho anโ€™ny Haino amanjerim-pirenena eto an-toerana.Eo aminโ€™ny lafiny ๐’Œ๐’๐’๐’๐’๐’•๐’”๐’‚๐’Š๐’๐’‚ mampiavaka ny faritra Vakinankaratra, indrindra fa ny ao Ambatolampy dia hisy ny fiaraha-miasa miaraka aminโ€™ny minisitera sy ireo mpikarakara ny ๐‘ญ๐’†๐’•๐’š ๐‘ด๐’Š๐’Ž๐’๐’›๐’‚ mba hamerenana ny lazanโ€™ity hetsika aminโ€™ny ๐—ต๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ-๐˜๐˜€๐—ผ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—น๐˜† miampy fety aman-danonana nahafantarana anโ€™Ambatolampy ity ka hiahy mivantana izany ny minisitra. Ankoatra ireo tomponโ€™andraikitra ambony avy eo anivonโ€™ny ๐— ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ฆ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ž๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ข๐—ฅ๐—ง๐—  dia tonga nanotrona ity lanonana fampitaovana ity ihany koa ny Talem-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Vakinankaratra BAKOHARIMANANA Nirina, izay misahana ity Distrika ity.

Publie le 01/12/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs