๐๐๐ข๐ฅ๐๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฎ ๐ข๐๐ซ๐๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐ ireo tomponandraikitra manao ny vonjy voina sy ny vahoaka traboina, ary koa ๐ข๐๐๐ฃ๐ฉ๐ค๐ ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ข๐ฅ๐๐ฉ๐๐ข-๐๐๐ค๐ซ๐๐ค ๐ฉ๐จ๐ฎ ๐ฉ๐๐ฅ๐๐ ๐ momba ny rivodoza ๐๐๐๐ถ๐ฎ sy ny fiatrehana azy, ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข aminโny alalanโireo ๐๐๐ฉ๐๐ก๐๐๐ซ๐๐ข-๐ฅ๐๐ง๐๐ฉ๐ง๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐๐จ๐๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐ก๐ค๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐๐ฃ๐ izay miandraikitra mivantana ny ๐๐๐๐ฃ๐ค ๐๐ข๐๐ฃ-๐๐๐ง๐๐ข-๐ฅ๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐, ka tsy nohadinoinโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐ ny nihaona taminโireo mpiara-miasa tao aminโny ๐๐๐ฉ๐๐ก๐๐๐ซ๐๐ข-๐ฅ๐๐ง๐๐ฉ๐ง๐ ๐ฝ๐๐ฉ๐จ๐๐๐ค๐ ๐ nandritra izao fidinany an-kianja ao Maevatanana sy Mahazoma mijery ny fiatraikanโny fandalovanโity rivodoza ity izao.Fifanakalozan-kevitra momba ny asa ao anatinโizao vanim-potoana sarotra noho ny rivodoza izao, ๐๐๐๐๐๐ฃ๐ค๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐ฅ๐๐๐ง๐-๐ข๐๐๐จ๐ izay tsy mikely soroka ๐ข๐๐ ๐๐ง๐ค๐ ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ซ๐๐ค๐ซ๐๐ค ๐จ๐ฎ ๐ข๐๐ข๐ฅ๐๐ฉ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ซ๐๐ค๐ซ๐๐ค ๐ฉ๐จ๐ฎ ๐ฉ๐๐ฅ๐๐ ๐ ho anโny mpiray tanindrazana, ary fankaherezana mivantana ataonโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข aminโireto ๐ฎ๐ฑ๐ช๐ข๐ณ๐ข-๐ฎ๐ช๐ข๐ด๐ข ๐ฆ๐ฏ๐บ ๐ช๐ง๐ฐ๐ต๐ฐ๐ฏ๐บ, izay manampy betsaka ny mpiara-belona sy ireo tomponandraikitra ao anatinโizao vanim-potoana ilร na fifanomezan-tanana izao.