Actualitรฉs > HITARIKA IREO MPIARA-MIASA AMINY HANA...

HITARIKA IREO MPIARA-MIASA AMINY HANAO FANAMBARAM-PANANANA ENY ANIVON' NY BIANCO NY MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA

Hanatitra ๐™›๐™–๐™ฃ๐™–๐™ข๐™—๐™–๐™ง๐™–๐™ข-๐™ฅ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™– (๐‘‘๐‘’ฬ๐‘๐‘™๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘ก๐‘–๐‘œ๐‘› ๐‘‘๐‘’ ๐‘๐‘Ž๐‘ก๐‘Ÿ๐‘–๐‘š๐‘œ๐‘–๐‘›๐‘’) eny anivonโ€™ny ๐—•๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—น๐—ฒ๐—ผ ๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ฎ๐—ฑ๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ธ๐—ผ๐—น๐—ถ๐—ธ๐—ผ๐—น๐˜† ( ๐‘ฉ๐‘ฐ๐‘จ๐‘ต๐‘ช๐‘ถ - ๐ต๐‘ข๐‘Ÿ๐‘’๐‘Ž๐‘ข indรฉpendant ๐‘Ž๐‘›๐‘ก๐‘–-๐‘๐‘œ๐‘Ÿ๐‘Ÿ๐‘ข๐‘๐‘ก๐‘–๐‘œ๐‘›) ny tomponandraikitra rehetra ๐™ข๐™ž๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™–๐™ž๐™ ๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™–๐™ข๐™—๐™ค๐™ฃ๐™ฎ eo anivonโ€™ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏโ€™๐˜ฏ๐˜บ ๐˜š๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ด๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜’๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ka ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜ข ๐‘ฎ๐‘จ๐‘บ๐‘ช๐‘จ๐‘น ๐‘ญ๐’†๐’๐’๐’”๐’๐’‚ no hitari-dalana ny mpiara-miasa aminy aminโ€™izany.Tonga nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜ข tetsy aminโ€™ny birao fiasany Nanisana ny ๐˜›๐˜ข๐˜ญ๐˜ฆ ๐˜ซ๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ญ๐˜ช๐˜ฏโ€™๐˜ฏ๐˜บ ๐˜‰๐˜๐˜ˆ๐˜•๐˜Š๐˜– ๐‘น๐‘จ๐’๐‘จ๐‘ฒ๐‘จ๐‘ด๐‘จ๐‘ต๐‘จ๐‘ต๐‘ป๐‘บ๐‘ถ๐‘จ ๐‘ฎ๐’‚๐’ƒ๐’š ๐‘ต๐’†๐’”๐’•๐’๐’“ ny antoandro teo ka ankoatra ny dinika momba ny paikady iadiana aminโ€™ny kolikoly aminโ€™ny alalanโ€™ny serasera dia noresahinโ€™ny roa tonta ny finiavanโ€™ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜š๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ด๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜’๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข hanaovany sy ireo mpiara-miasa aminy mivantana ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ eny anivon'ny ๐—•๐—œ๐—”๐—ก๐—–๐—ข mba hametrahana ny ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป-๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ho anโ€™ireo tomponadraiki-panjakana ambony voatendry hisahana andraikitra eo anivonโ€™ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข tantaniny.Naneho finiavana manokana avy aminy ny Minisitra ametrahana  fiaraha-miasa aminโ€™ny ๐—•๐—œ๐—”๐—ก๐—–๐—ข ary manentana  ireo tompondraikitra samihafa koa mba hamerenana ny fahatokisanโ€™ny olompirenena ireny sampandraharaha samihafa ireny sy ny rafi-panjakana, ary indrindra hanomezana tamberin'andraikitra amin'ny alalanโ€™ny fametrahana ny mangarahara.

HITARIKA IREO MPIARA-MIASA AMINY HANAO FANAMBARAM-PANANANA ENY ANIVON' NY BIANCO NY MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA
HITARIKA IREO MPIARA-MIASA AMINY HANAO FANAMBARAM-PANANANA ENY ANIVON' NY BIANCO NY MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA
HITARIKA IREO MPIARA-MIASA AMINY HANAO FANAMBARAM-PANANANA ENY ANIVON' NY BIANCO NY MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA
HITARIKA IREO MPIARA-MIASA AMINY HANAO FANAMBARAM-PANANANA ENY ANIVON' NY BIANCO NY MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA
Publie le 26/02/2026 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs