Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Contactez-nous
Actualités
HOY RAMATOA MIALY RAJOELINA, VADIN'NY FILOHAM-PIRENENA, A...
11 Mar 2025
"Tsy fanamarihana fotsiny ihany ity andro ity fa fampatsiahivana koa ireo fanamby rehetra atrehan'ireo vehivavy isan'andro. Ny fampianarana ireo tovovavy no fanalahidy antoky ny fampandrosoana ny f...
08 MARTSA 2025: FITOVIAN-JO SY FIZAKAN-TENA HO AN' NY VEH...
11 Mar 2025
Mijoro ho an'ny fitovian-jo ho an'ny lahy sy ny vavy ary manohana hatrany ny fizakan-tenan'ireo vehivavy sy tovovavy rehetra izay fanoitra lehibe ho an'ny fampandrosoana ny firenena, ny fitondram-p...
FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN' NY ZON' NY V...
07 Mar 2025
Isan'ny nanamarika ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny zon'ny vehivavy any Mahajanga, izay tarihin-dralatoa Mialy Rajoelina, ny fanadiovana sy fanatsarana ny torapasika teny amin’ny «...
BOURSE TAFA - CYCLE 2
07 Mar 2025
Avis aux opérateurs et opératrices de la #culture de l’océan Indien
Vous pouvez soumettre dès maintenant votre candidature à la #Bourse d’étude Tafa !
𝗙𝗼𝗿𝗺𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝘀 é𝗹𝗶𝗴𝗶𝗯𝗹𝗲𝘀 :
#Formation de cycle...
NIDINA IFOTONY NANKAHERY SY NITONDRA FANAMPIANA HO AN’IRE...
07 Mar 2025
Nidina ifotony nankahery sy nitondra fanampiana ho an’ireo tokantrano traboina taorian'ny fandalovan'ny rivodoza Honde tao amin’ny Faritra Atsimo Andrefana ny Filohan’ny Repoblika. Anisan'ny tena...
8 MARTSA 2025 ANY MAHAJANGA
07 Mar 2025
« 𝐹𝑖𝑡𝑜𝑣𝑖𝑎𝑛-𝑗𝑜 𝑠𝑦 𝑓𝑖𝑧𝑎𝑘𝑎𝑛-𝑡𝑒𝑛𝑎 ℎ𝑜 𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝑉𝑒ℎ𝑖𝑣𝑎𝑣𝑦 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝑡𝑜𝑣𝑜𝑣𝑎𝑣𝑦 𝑟𝑒ℎ𝑒𝑡𝑟𝑎 »
"Tsy mila miady akory, hitovy amin'ny lehilahy.
Fantatra fa ny vehivavy dia vonona sy sahy.
Tsy misy toa azy, raha olona af...
FANAMBARANA FIKAROHANA
07 Mar 2025
Mbola mitohy ny fikarohana an' i SOANANATA FANAMBINANA JULIEN DERSEN, Chef de service de la Chancellerie diplomatique teo aloha, voarohirohy tamin'ny raharaha fisandohana andraikitra sy fanaovana t...
FILAZANA MANOKANA MOMBA NY RIVODOZA
07 Mar 2025
28 Febroary 2025 tamin’ny 10 ora maraina
HONDE
Tamin’ny 09 ora maraina teo dia any amin’ny 90 Km atsimo somary atsimo andrefan’Androka/Ampanihy no nisy ny foiben’i HONDE. Rivo-doza mahery na Cyclo...
TETIKASA PRODUIR
07 Mar 2025
Tokantrano 84 no hifindra monina maimaim-poana ao amin'ireo toeram-ponenana vaovao natsangana ao Andavamamba ao anatin'ny tetikasa PRODUIR. Raha trano hazo teo aloha no nipetrahan'ireo olona hisitr...
« Previous
1
…
47
48
49
50
51
Next »
Categories
Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Slides
Promotion langue
General
Article recent
FAMPAHAFANTARANA FANOMEZANA MARI-BONINAHI-PIRENENA HO AN' NY MPANAO GAZETY
Nampahatsiahivin’ny 𝘛𝘢𝘭𝘦 𝘫𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘴𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑴𝑨𝑳𝑨𝑳𝑨 𝑭𝒂𝒍𝒚 𝑴𝒂𝒉𝒆𝒇𝒂𝒏𝒊𝒓𝒊𝒏𝒂 araka ny efa nam...
Loading…
Loading the web debug toolbar…
Attempt #
Cancel