Actualités > NY FANKALAZANA NY ANDRON'NY 3 MAY.

NY FANKALAZANA NY ANDRON'NY 3 MAY.


Tonga nanotrona ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an'ny fahalalahan'ny asa fanaovan-gazety tao Morondava ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina MARA Volamiranty Donna.Niarahaba manokana ireo mpanao gazety sady nitondra ny teny fisaorana avy amin'ny Fitondram-panjakana manontolo tarihin'ny Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara Andry Rajoelina izy. Nankasitraka ireo mpanao gazety rehetra  tamin'ny fiaraha-mientana nampiaina ireo hetsika goavana sy nampita vaovao hoan'ny vahoaka malagasy nandritra ireo fotoan-dehibe roa dia ny fitsidihana ara-panjakana nataon'ny Filoha Frantsay Emmanuel MACRON sy ny Fihaonana an-tampon'ny Vaomieran'ny Ranomasimbe Indiana izy. Teo am-pamaranana ny lahateniny dia nitodika manokana tamin'ireo mpanao gazety tsy an-kanavaka i Ramatoa Ministra mba ho saro-piaro amin'ny asa masina , ka tsy hamela na iza na iza hamiravira ny asa fanaovan-gazety eto Madagasikara.

NY FANKALAZANA NY ANDRON'NY 3 MAY.
NY FANKALAZANA NY ANDRON'NY 3 MAY.
NY FANKALAZANA NY ANDRON'NY 3 MAY.
NY FANKALAZANA NY ANDRON'NY 3 MAY.
NY FANKALAZANA NY ANDRON'NY 3 MAY.
NY FANKALAZANA NY ANDRON'NY 3 MAY.
NY FANKALAZANA NY ANDRON'NY 3 MAY.
NY FANKALAZANA NY ANDRON'NY 3 MAY.
NY FANKALAZANA NY ANDRON'NY 3 MAY.
NY FANKALAZANA NY ANDRON'NY 3 MAY.
NY FANKALAZANA NY ANDRON'NY 3 MAY.
NY FANKALAZANA NY ANDRON'NY 3 MAY.
NY FANKALAZANA NY ANDRON'NY 3 MAY.
NY FANKALAZANA NY ANDRON'NY 3 MAY.
NY FANKALAZANA NY ANDRON'NY 3 MAY.
NY FANKALAZANA NY ANDRON'NY 3 MAY.
NY FANKALAZANA NY ANDRON'NY 3 MAY.
NY FANKALAZANA NY ANDRON'NY 3 MAY.
NY FANKALAZANA NY ANDRON'NY 3 MAY.
NY FANKALAZANA NY ANDRON'NY 3 MAY.
NY FANKALAZANA NY ANDRON'NY 3 MAY.
NY FANKALAZANA NY ANDRON'NY 3 MAY.
NY FANKALAZANA NY ANDRON'NY 3 MAY.
NY FANKALAZANA NY ANDRON'NY 3 MAY.
NY FANKALAZANA NY ANDRON'NY 3 MAY.
Publie le 05/05/2025 Par 451512 Categorie: Actualités