Actualités > HO TANTERAHINA ANY MAHAJANGA NY FILAN...

HO TANTERAHINA ANY MAHAJANGA NY FILANKEVITRY NY MINISITRA NY ALAKAMISY 06 MARSA 2025


Ho tanterahina any Mahajanga ny Filankevitry ny Minisitra ny alakamisy 06 marsa 2025 izay ho tarihin'ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA, miaraka amin'ny Praiminisitra Lehiben'ny Governemanta, NTSAY Christian ary ireo Minisitra isan-tsokajiny. Tanjona ny hanakaiky vahoaka hatrany ny Governemanta hitondra ireo vahaolana sy fampandrosoana miainga eny ifotony.

Publie le 07/03/2025 Par 451512 Categorie: Actualités