Actualités > FILOHA ANDRY RAJOELINA - LEADER POLIT...

FILOHA ANDRY RAJOELINA - LEADER POLITIQUE AFRICAIN DE L' ANNEE

Nandray ny mari-pankasitrahana "Leader politique africain de l'année" ny Filoha Andry Rajoelina omaly 22 Febroary tany Casablanca Maroc. Anisan'ireo mason-tsivana handrafetana ireo izay ho fidiana hahazo ity mari-pankasitrahana ity ny fananana vina sy drafitra mazava ho fampandrosoana ny fireneny, ny fivohizana ny fiaraha-miasa eo amin'ny firenena afrikanina ary ny fiarovana ny tombontsoan'i Afrika eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena.
Nahazo ny salanisa 65,69% ny Filoha malagasy manoloana ny filohan'i Seychelles Wavel Ramkalawan (20,48%) sy ny filohan'i RDC Félix Tshisekedi (13,83%) nandritra ny fifidianana nokarakarain'ny African Leadership Magazine.
#POTY2024 #AndryRajoelina #Madagascar

Publie le 05/03/2025 Par 451512 Categorie: Actualités