Anio Alatsinainy 3 Novambra no fotoana voalohany nanatanterahanโny Minisitry Serasera sy ny Kolontsaina ๐๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐ง๐จ๐ฌ๐จ๐ sy ireo mpiara-miasa rehetra ny ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐ izay fanao ho fanombohana ny herinandro.Nandritra ity fotoana ity dia nitafa nivantana taminโireo mpiara-miasa ny ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐ ka nitondrany hafatra fohy dia ny fiantsoana ny mpiara-miasa hanana fahatsapan-tena aminโny fanatanterahana ara-dalร na ny anjara andraikitry ny tsirairay izay andrasanโny olom-pirenena, eo koa ny fanentanana ny mpiara-miasa mba hanalavitra ny fifankahalana sy ny fizarazarana noho ny hevitra tsy mitovy, ary farany dia toky no nomenโny ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐ fa hanao ny ezaka rehetra izy sy ireo mpiara-miasa akaiky aminy mba hanatsara ny tontolonโny asa eto anivonโny Ministera mandritra ny fotoana hitantanany.Tao anatinโizao fotoana izao ihany koa dia nomenโny Ministra anjara fitenenana ireo solotenanโny mpiasa mba hiainoana ireo hetaheta avy aminโny mpiasa.