Anio Alatsinainy 3 Novambra no fotoana voalohany nanatanterahanβny Minisitry Serasera sy ny Kolontsaina ππππππ π ππ§π¨π¬π¨π sy ireo mpiara-miasa rehetra ny ππππππππππ-ππππππ izay fanao ho fanombohana ny herinandro.Nandritra ity fotoana ity dia nitafa nivantana taminβireo mpiara-miasa ny π΄ππππππππ ka nitondrany hafatra fohy dia ny fiantsoana ny mpiara-miasa hanana fahatsapan-tena aminβny fanatanterahana ara-dalΓ na ny anjara andraikitry ny tsirairay izay andrasanβny olom-pirenena, eo koa ny fanentanana ny mpiara-miasa mba hanalavitra ny fifankahalana sy ny fizarazarana noho ny hevitra tsy mitovy, ary farany dia toky no nomenβny π΄ππππππππ fa hanao ny ezaka rehetra izy sy ireo mpiara-miasa akaiky aminy mba hanatsara ny tontolonβny asa eto anivonβny Ministera mandritra ny fotoana hitantanany.Tao anatinβizao fotoana izao ihany koa dia nomenβny Ministra anjara fitenenana ireo solotenanβny mpiasa mba hiainoana ireo hetaheta avy aminβny mpiasa.