Actualités > NITAFA MIVANTANA TAMIN'NY MPIARA-MIAS...

NITAFA MIVANTANA TAMIN'NY MPIARA-MIASA NY MINISITRA GASCAR FENOSOA

Anio Alatsinainy 3 Novambra no fotoana voalohany nanatanterahan’ny Minisitry Serasera sy ny Kolontsaina 𝐆𝐀𝐒𝐂𝐀𝐑 𝐅𝐞𝐧𝐨𝐬𝐨𝐚 sy ireo mpiara-miasa rehetra ny 𝑭𝒂𝒏𝒂𝒏𝒈𝒂𝒏𝒂𝒏-𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂 izay fanao ho fanombohana ny herinandro.Nandritra ity fotoana ity dia nitafa nivantana tamin’ireo mpiara-miasa ny 𝑴𝒊𝒏𝒊𝒔𝒊𝒕𝒓𝒂 ka nitondrany hafatra fohy dia ny fiantsoana ny mpiara-miasa hanana fahatsapan-tena amin’ny fanatanterahana ara-dalàna ny anjara andraikitry ny tsirairay izay andrasan’ny olom-pirenena, eo koa ny fanentanana ny mpiara-miasa mba hanalavitra ny fifankahalana sy ny fizarazarana noho ny hevitra tsy mitovy, ary farany dia toky no nomen’ny 𝑴𝒊𝒏𝒊𝒔𝒊𝒕𝒓𝒂 fa hanao ny ezaka rehetra izy sy ireo mpiara-miasa akaiky aminy mba hanatsara ny tontolon’ny asa eto anivon’ny Ministera mandritra ny fotoana hitantanany.Tao anatin’izao fotoana izao ihany koa dia nomen’ny Ministra anjara fitenenana ireo solotenan’ny mpiasa mba hiainoana ireo hetaheta avy amin’ny mpiasa.

Publie le 03/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualités