Actualitรฉs > ANDRO MANERAN-TANY HO AN'NY TEATRA

ANDRO MANERAN-TANY HO AN'NY TEATRA


๐—”๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—ข ๐—™๐—œ๐—ฆ๐—ข๐—ฅ๐—”๐—ง๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐—ก๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก๐—”
Ho fanamarihana ny ๐‘จ๐’๐’…๐’“๐’ ๐’Ž๐’‚๐’๐’†๐’“๐’‚๐’-๐’•๐’‚๐’๐’š ๐’‰๐’ ๐’‚๐’'๐’๐’š ๐‘ป๐’†๐’‚๐’•๐’“๐’‚ ny 27 martsa 2025, ny ministeran'ny Kolontsaina sy ny Serasera dia manao ๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ผ ๐—ณ๐—ถ๐˜€๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ho an'ny ๐’‡๐’Š๐’‡๐’‚๐’๐’Š๐’๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’•๐’†๐’‚๐’•๐’“๐’‚๐’๐’š ๐’Š๐’“๐’‚๐’Š๐’”๐’‚๐’'๐’๐’š ๐’”๐’†๐’Œ๐’๐’๐’š. Ireto manaraka ireto ireo lohahevitra hifantohan'ny fifaninanana:
Fahatsiarovana ny tolo-panafahana 29 marsa 1947.
Ady amin'ny kolikoly.
Ady amin'ny zava-mahadomelina.
Ady aminโ€™ny doro tanety sy ny doro ala.
Ady aminโ€™ny herisetra atao aminโ€™ny ankizy.
Raha mila fanazavana fanampiny, dia manasa antsika hanantona ny ๐˜๐˜๐˜–๐˜’๐˜–๐˜“๐˜– ๐˜ˆ๐˜ฏ๐˜ข๐˜ญ๐˜ข๐˜ฌ๐˜ฆ๐˜ญ๐˜บ, na hiantso ny laharan-tariby ๐Ÿ“ž๐Ÿฌ๐Ÿฏ๐Ÿฎ ๐Ÿญ๐Ÿฎ ๐Ÿต๐Ÿญ๐Ÿฎ ๐Ÿฌ๐Ÿฑ.

Publie le 05/03/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs