ActualitΓ©s > HANKALAZA NY FAHA-62 TAONA NIORENANY...

HANKALAZA NY FAHA-62 TAONA NIORENANY NY FIMPIMA NA FIKAMBANAN' NY MPIKABARY MALAGASY NY FAHA 16 NOVAMBRA 2025

Mampiavaka ny firenena malagasy ny Kabary, ary tsy misy tsy ahitana azy avokoa ny faritra rehetra manerana ny Nosy. π‘²π’π’π’π’π’•π’”π’‚π’Šπ’π’‚ π’Žπ’‚π’π’‚π’ˆπ’‚π’”π’š iray manandratra avo ny Voninahi-pirenentsika ny π‘²π’‚π’ƒπ’‚π’“π’š, ary raha tsiahivina dia voarakitra eo anivon’ny UNESCO ho π’‰π’‚π’“π’†π’Ž-π’ƒπ’‚π’Œπ’π’Œπ’‚ 𝒂𝒓𝒂-π’Œπ’π’π’π’π’•π’”π’‚π’Šπ’π’‚ π’•π’”π’š 𝒂𝒛𝒐 π’•π’”π’‚π’‘π’‚π’Šπ’-𝒕𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 nanomboka ny taona 2021 ity 𝒍𝒂𝒉𝒂𝒃𝒐𝒍𝒂𝒏𝒂 ity. Feno 62 taona izao ny niorenan’ny π…πˆπŒππˆπŒπ€ izay fikambanana namoaka π¦π©π’π€πšπ›πšπ«π² 𝐦𝐚𝐭𝐒𝐑𝐚𝐧𝐒𝐧𝐚 an’arivony maro manerana izao tontolo izao, izay isan’ireo nisitraka izany fiofanana Kabary teo anivon’ny FIMPAMA izany koa 𝐧𝐲 𝐌𝐒𝐧𝐒𝐬𝐒𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 π’πžπ«πšπ¬πžπ«πš 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐊𝐨π₯𝐨𝐧𝐭𝐬𝐚𝐒𝐧𝐚 GASCAR Fenosoa, nanomboka ny taona 2009 ka mbola πŒπ©π’π€πšπ›πšπ«π² 𝐦𝐚𝐭𝐒𝐑𝐚𝐧𝐒𝐧𝐚 mandraka ankehitrio.Ny faran’ny herinandro teo no tonga nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajΓ na ny minisitra mpiahy ny kolontsaina malagasy ny teo anivon’ny Foibe π…πˆπŒππ€πŒπ€ 𝐌𝐚𝐧𝐞𝐫𝐚𝐧-𝐭𝐚𝐧𝐲, ka nandritra ny fihaonana no naneho ny faniriany ny Fikambanana mba 𝐑𝐒𝐚𝐫𝐚-𝐑𝐒𝐬𝐚π₯𝐚𝐑𝐲 πšπ¦π’π§β€™π§π² π…πˆπŒππ€πŒπ€ 𝐧𝐲 𝐦𝐒𝐧𝐒𝐬𝐒𝐭𝐞𝐫𝐚 ao anatin’izao fankalazΓ na manetriketrika izao, ary koa nanasa ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ho Ray aman-dReny 𝐦𝐩𝐒𝐚𝐑𝐲 ny fankalazΓ na hatao ny πŸπŸ” ππ¨π―πšπ¦π›π«πš ho avy izao amin’ny maha Mpikabary matihanina, sy mpikambana eo anivon’ny FIMPAMA ny minisitra Gascar Fenosoa Ankehitriny dia mielipatrana amina firenena maherin’ny roampolo ny FIMPAMA izay fikambanana mampianatra, mivoy ary manandratra avo ny π‘²π’‚π’ƒπ’‚π’“π’š.Andaniny ity fankalazΓ na hotanterahina ao amin’ny efitrano HAVORIA Anosy ity, fa etsy ankilany dia teboka voaresaka nandritra ny dinidinika nataon’ny roa tonta ihany koa ny ezaka π‘πšπ§πšπ­π¬πšπ«πšΜ€π§πš ny fenitry ny 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐒𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 πŠπšπ›πšπ«π² mba ho tena mpikabary matihanina sy mahafehy ny pitsopitson’ny Kabary tokoa ireo mpiofana avy amin’ireo sekoly fanofanana samihafa.Ankoatra ny fanomanana sahady ny 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐨𝐧'𝐧𝐲 π€πšπ›πšπ«π² izay ankalazaina isaky ny πŸπŸ“ 𝐣𝐚𝐧𝐨𝐚𝐫𝐲, nanomboka ny tzona 2022, dia hapetraka tsy ho ela ihany koa ny 𝐟𝐒𝐟𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐑𝐚𝐦-𝐩𝐒𝐚𝐫𝐚𝐑𝐚𝐦𝐒𝐚𝐬𝐚 eo amin’ny Minisiteran’ ny Serasera sy ny Kolontsaina sy ny FIMPIMA ka tanjona hahafahana manatanteraka fampianarana Kabary eny anivon’ireny Tranoben’ny Kolontsaina manerana ny Nosy ireny, noho ity kolontsaina ity manome hadiny ny soatoavina sy ny fihavanana malagasy.

Publie le 10/11/2025 Par 451512 Categorie: ActualitΓ©s