Actualitรฉs > HANKALAZA NY FAHA-62 TAONA NIORENANY...

HANKALAZA NY FAHA-62 TAONA NIORENANY NY FIMPIMA NA FIKAMBANAN' NY MPIKABARY MALAGASY NY FAHA 16 NOVAMBRA 2025

Mampiavaka ny firenena malagasy ny Kabary, ary tsy misy tsy ahitana azy avokoa ny faritra rehetra manerana ny Nosy. ๐‘ฒ๐’๐’๐’๐’๐’•๐’”๐’‚๐’Š๐’๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’ˆ๐’‚๐’”๐’š iray manandratra avo ny Voninahi-pirenentsika ny ๐‘ฒ๐’‚๐’ƒ๐’‚๐’“๐’š, ary raha tsiahivina dia voarakitra eo anivonโ€™ny UNESCO ho ๐’‰๐’‚๐’“๐’†๐’Ž-๐’ƒ๐’‚๐’Œ๐’๐’Œ๐’‚ ๐’‚๐’“๐’‚-๐’Œ๐’๐’๐’๐’๐’•๐’”๐’‚๐’Š๐’๐’‚ ๐’•๐’”๐’š ๐’‚๐’›๐’ ๐’•๐’”๐’‚๐’‘๐’‚๐’Š๐’-๐’•๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚ nanomboka ny taona 2021 ity ๐’๐’‚๐’‰๐’‚๐’ƒ๐’๐’๐’‚๐’๐’‚ ity. Feno 62 taona izao ny niorenanโ€™ny ๐…๐ˆ๐Œ๐๐ˆ๐Œ๐€ izay fikambanana namoaka ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ค๐š๐›๐š๐ซ๐ฒ ๐ฆ๐š๐ญ๐ข๐ก๐š๐ง๐ข๐ง๐š anโ€™arivony maro manerana izao tontolo izao, izay isanโ€™ireo nisitraka izany fiofanana Kabary teo anivonโ€™ny FIMPAMA izany koa ๐ง๐ฒ ๐Œ๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐’๐ž๐ซ๐š๐ฌ๐ž๐ซ๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Š๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ญ๐ฌ๐š๐ข๐ง๐š GASCAR Fenosoa, nanomboka ny taona 2009 ka mbola ๐Œ๐ฉ๐ข๐ค๐š๐›๐š๐ซ๐ฒ ๐ฆ๐š๐ญ๐ข๐ก๐š๐ง๐ข๐ง๐š mandraka ankehitrio.Ny faranโ€™ny herinandro teo no tonga nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajร na ny minisitra mpiahy ny kolontsaina malagasy ny teo anivonโ€™ny Foibe ๐…๐ˆ๐Œ๐๐€๐Œ๐€ ๐Œ๐š๐ง๐ž๐ซ๐š๐ง-๐ญ๐š๐ง๐ฒ, ka nandritra ny fihaonana no naneho ny faniriany ny Fikambanana mba ๐ก๐ข๐š๐ซ๐š-๐ก๐ข๐ฌ๐š๐ฅ๐š๐ก๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐…๐ˆ๐Œ๐๐€๐Œ๐€ ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ž๐ซ๐š ao anatinโ€™izao fankalazร na manetriketrika izao, ary koa nanasa ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ho Ray aman-dReny ๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ก๐ฒ ny fankalazร na hatao ny ๐Ÿ๐Ÿ” ๐๐จ๐ฏ๐š๐ฆ๐›๐ซ๐š ho avy izao aminโ€™ny maha Mpikabary matihanina, sy mpikambana eo anivonโ€™ny FIMPAMA ny minisitra Gascar Fenosoa Ankehitriny dia mielipatrana amina firenena maherinโ€™ny roampolo ny FIMPAMA izay fikambanana mampianatra, mivoy ary manandratra avo ny ๐‘ฒ๐’‚๐’ƒ๐’‚๐’“๐’š.Andaniny ity fankalazร na hotanterahina ao aminโ€™ny efitrano HAVORIA Anosy ity, fa etsy ankilany dia teboka voaresaka nandritra ny dinidinika nataonโ€™ny roa tonta ihany koa ny ezaka ๐ก๐š๐ง๐š๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐šฬ€๐ง๐š ny fenitry ny ๐Ÿ๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ง๐š๐ซ๐š๐ง๐š ๐Š๐š๐›๐š๐ซ๐ฒ mba ho tena mpikabary matihanina sy mahafehy ny pitsopitsonโ€™ny Kabary tokoa ireo mpiofana avy aminโ€™ireo sekoly fanofanana samihafa.Ankoatra ny fanomanana sahady ny ๐€๐ง๐๐ซ๐จ๐ง'๐ง๐ฒ ๐ค๐š๐›๐š๐ซ๐ฒ izay ankalazaina isaky ny ๐Ÿ๐Ÿ“ ๐ฃ๐š๐ง๐จ๐š๐ซ๐ฒ, nanomboka ny tzona 2022, dia hapetraka tsy ho ela ihany koa ny ๐Ÿ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ซ๐š๐ก๐š๐ฆ-๐ฉ๐ข๐š๐ซ๐š๐ก๐š๐ฆ๐ข๐š๐ฌ๐š eo aminโ€™ny Minisiteranโ€™ ny Serasera sy ny Kolontsaina sy ny FIMPIMA ka tanjona hahafahana manatanteraka fampianarana Kabary eny anivonโ€™ireny Tranobenโ€™ny Kolontsaina manerana ny Nosy ireny, noho ity kolontsaina ity manome hadiny ny soatoavina sy ny fihavanana malagasy.

Publie le 10/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs