Actualitรฉs > FAMPITAM-BAOVAO

FAMPITAM-BAOVAO


๐—™๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ป-๐—ธ๐—ฒ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ karakarainโ€™ny Minisiteranโ€™ny Serasera sy ny Kolontsaina, ary nanasร na ireo mpisehatra manerana ny Nosy.Taorianโ€™ny antso fakan-kevitra nataonโ€™ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina dia tontosa ny ๐—”๐—น๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐Ÿฒ ๐—ก๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฎ teo izany ho anโ€™ireo mpisehatra ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—™๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ rehetra manerana ny Nosy. Niompana tamin' ny fanitsiana sy fanatsarana ny ๐—น๐—ฎ๐—น๐—ฎฬ€๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ผ ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ธ๐˜† ๐—ท๐—ฒ๐—ฟ๐˜† ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ธ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ny lahadinika.Nandray anjara taminโ€™izany ireo mpanao gazety isa-paritra sy fikambanana mpanao gazety ary ireo firaisamonim-pirenena sy mpisehatra matihanina aminโ€™ny serasera sy ny kolontsaina samihafa. Taminโ€™ny alalanโ€™ny fivoriana ampitain-davitra notarihinโ€™ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina no nanatanterahana izany. Niara-dalana taminโ€™io fotoana io koa ny fakan-kevitra ho fanatsarana ny ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ป-๐—ฑ๐—ฎ๐—น๐—ฎฬ€๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜‡๐—ผ ๐—ต๐—ถ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐˜๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐˜† ( LAICP)Taorinโ€™io dingana voalohany io dia natao teto an-drenivohitra koa ny ๐—ญ๐—ผ๐—บ๐—ฎ ๐Ÿณ ๐—ก๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฎ ny fakan-kevitra ho anโ€™ireo mpisehatra teto ๐—”๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ. Nisy ny lamina napetraka araka izany ka notanterahina teo anivon'ny biraonโ€™ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina tetsy Nanisana ny fakan-kevitra momba ny lalร nan'ny Serasera aminโ€™ny haino vaky jery.Nisy ny fametrahana ๐—ธ๐—ผ๐—บ๐—ถ๐˜๐˜† nianga avy taminโ€™ireo mpisehatra nandray anjara, izay hiandraikitra ny fanangonan-kevitra sy famakafakana izany. io Komity io no hanohy ny FANANGONANA ireo tolo-kevitra avy aminโ€™ireo mpandray anjara rehetra na avy any aminโ€™ny Faritra na avy ao Antananarivo. Andraitrโ€™io Komity io ihany koa ny FANDRAVONANA ireo tolo-kevitra voaray.๐——๐—ถ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ny fanoloranโ€™io komity io ato anatinโ€™ity herinandro, ireo ๐˜๐—ผ๐—น๐—ผ-๐—ธ๐—ฒ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ผ๐—ป๐—ฎ mba ho hitanโ€™ny besinimaro ary entina hangatahana fankatoavana eo aminโ€™ireo mpisehatra mialoha ny hanolorana azy eo anivon โ€™ny minisitera mba haroso ho laniana eny anivonโ€™ny Antenimierampirenena roa tonta.Marihina fa mbola mitohy hatrany ny fahazoana manolotra tolo-kevitra ho anโ€™ireo rehetra tsy afaka tonga teny an-toerana.sary nandritra ireo fakan-kevitra isam-paritra sy tao Antananarivo.

FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
FAMPITAM-BAOVAO
Publie le 11/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs