π΄πππππππ π¦ 13 πππ£πππππ 2025 HAVORIA AnosySoatoavina malagasy ny ππππ ππππΜππ izay antonβny πππ€ππ§-π€ππ―π’ππ«π ho Fanavaozana ny tontolonβny π²ππππππππππ, ππ πππππππππ, πππ ππ πππππππππ ππ π―ππππ-ππππππ. Nanome voninahitra ny fotoana nifanomezana ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina GASCAR Fenosoa, nifanatrika mivantana, nitafa mivantana taminβireo ππππππππππ πππ-πππππππππππ maro isan-tokony.