๐ด๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฆ 13 ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐ 2025 HAVORIA AnosySoatoavina malagasy ny ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ฬ๐๐ izay antonโny ๐๐๐ค๐๐ง-๐ค๐๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐ ho Fanavaozana ny tontolonโny ๐ฒ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ฏ๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐. Nanome voninahitra ny fotoana nifanomezana ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina GASCAR Fenosoa, nifanatrika mivantana, nitafa mivantana taminโireo ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ maro isan-tokony.