ActualitΓ©s > FIFAMINDRAM-PITANTANANA

FIFAMINDRAM-PITANTANANA


π‘π€πŠπŽπ“πŽπŒπ€π‹π€π‹π€ π…πšπ₯𝐲 𝐌𝐚𝐑𝐞𝐟𝐚𝐧𝐒𝐫𝐒𝐧𝐚, π‘šπ‘π‘Žπ‘›π‘Žπ‘œ π‘”π‘Žπ‘§π‘’π‘‘π‘¦, izy no π“πšπ₯𝐞 π‰πžπ§πžπ«πšπ₯𝐒𝐧’𝐧𝐲 π’πžπ«πšπ¬πžπ«πš eo anivon’ny Ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina  araka ny fanendrena nandritra ny filan-kevitry ny minisitra ny Alarobia teo.Taorian’ny famindram-pitantanana natao androany teo amin’ny Tale Jeneraly teo aloha sy ny tenany, dia mandray ny asany avy hatrany manomboka androany ny Tale Jeneraly 𝐌𝐚𝐑𝐞𝐟𝐚, anarana ahafantaran’ireo mpanao gazety maro azy nandritra izay 20 taona nanaovany asa fanaovan-gazety izay.Ny fianakaviamben’ny minisitera manontolo dia miarahaba sy mirary fahombiazana feno ho an’Andriamatoa Tale Jeneraly.

FIFAMINDRAM-PITANTANANA
FIFAMINDRAM-PITANTANANA
FIFAMINDRAM-PITANTANANA
FIFAMINDRAM-PITANTANANA
FIFAMINDRAM-PITANTANANA
FIFAMINDRAM-PITANTANANA
FIFAMINDRAM-PITANTANANA
FIFAMINDRAM-PITANTANANA
FIFAMINDRAM-PITANTANANA
FIFAMINDRAM-PITANTANANA
Publie le 14/11/2025 Par 451512 Categorie: ActualitΓ©s