๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐ฅ๐ฒ ๐๐๐ก๐๐๐๐ง๐ข๐ซ๐ข๐ง๐, ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ง๐๐ก๐ฆ, izy no ๐๐๐ฅ๐ ๐๐๐ง๐๐ซ๐๐ฅ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐๐ซ๐๐ฌ๐๐ซ๐ eo anivonโny Ministeranโny Serasera sy ny Kolontsaina araka ny fanendrena nandritra ny filan-kevitry ny minisitra ny Alarobia teo.Taorianโny famindram-pitantanana natao androany teo aminโny Tale Jeneraly teo aloha sy ny tenany, dia mandray ny asany avy hatrany manomboka androany ny Tale Jeneraly ๐๐๐ก๐๐๐, anarana ahafantaranโireo mpanao gazety maro azy nandritra izay 20 taona nanaovany asa fanaovan-gazety izay.Ny fianakaviambenโny minisitera manontolo dia miarahaba sy mirary fahombiazana feno ho anโAndriamatoa Tale Jeneraly.