Tontosa teo anivon'nyFitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina ๐๐จ๐ง๐ ๐จ๐ฅ๐๐ฏ๐ ny Alarobia 12 Novambra teo ny ๐๐๐ค๐๐ง-๐ค๐๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐ nataon'ireo mpisehatra .Naneho ny olana misy eo amin'ny sehatra misy azy ny tsirairay ary nanome tolo-kevitra ho ๐๐๐ง๐๐ฏ๐๐จ๐ณ๐๐ง๐.