Actualitรฉs > MAINTIRANO

MAINTIRANO


Tao ๐Œ๐š๐ข๐ง๐ญ๐ข๐ซ๐š๐ง๐จ no natao ny ๐Ÿ๐š๐ค๐š๐ง-๐ค๐ž๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐š momba ny ๐‘ฒ๐’๐’๐’๐’๐’•๐’”๐’‚๐’Š๐’๐’‚, ๐’๐’‚๐’—๐’‚๐’Œ๐’‚๐’๐’•๐’ ๐’‚๐’“๐’š ๐‘ฏ๐’‚๐’“๐’†๐’Ž๐’ƒ๐’‚๐’Œ๐’๐’Œ๐’‚ izay nokarakarain'ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina ๐Œ๐ž๐ฅ๐š๐ค๐ฒ.Nomena fotoana malalaka ireo mpisehatra nilaza ny zava-misy, nitantara ny olana ary nanolotra ๐ญ๐จ๐ฅ๐จ-๐ค๐ž๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ก๐š๐ง๐š๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐šฬ€๐ง๐š.Nahatonga solon-tena avokoa na ny mpanakanto, mpanoratra, ny mpanao sary hosodoko, ny mpikabary, ny fikambanam-behivavy ๐’Ž๐’‘๐’Š๐’•๐’”๐’Š๐’๐’‹๐’‚๐’Œ๐’š ๐’…๐’‚๐’ƒ๐’‚ ary ireo mpandihy sy mpandihy netim-paharazana.

MAINTIRANO
MAINTIRANO
MAINTIRANO
MAINTIRANO
MAINTIRANO
MAINTIRANO
MAINTIRANO
Publie le 17/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs