Tao πππ’π§ππ’π«ππ§π¨ no natao ny πππ€ππ§-π€ππ―π’ππ«π momba ny π²ππππππππππ, πππππππππ πππ π―ππππππππππ izay nokarakarain'ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina πππ₯ππ€π².Nomena fotoana malalaka ireo mpisehatra nilaza ny zava-misy, nitantara ny olana ary nanolotra ππ¨π₯π¨-π€ππ―π’ππ«π π‘ππ§πππ¬ππ«πΜπ§π.Nahatonga solon-tena avokoa na ny mpanakanto, mpanoratra, ny mpanao sary hosodoko, ny mpikabary, ny fikambanam-behivavy πππππππππππ π πππ ary ireo mpandihy sy mpandihy netim-paharazana.