๐ฐ๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐-๐ ๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐Tontosa androany ๐ญ๐ฒ ๐ป๐ผ๐๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฟ๐ฎ ny ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ lehibe nanamarihana ny faha 62 taona niorenanโny ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐ FIMPIMA, iray aminโireo Fikambanana zokiny sy mpamaky lay aminโny fanandratana ny ๐ฒ๐๐๐๐๐ aminโny maha kolontsaina malagasy tsy manam-paharoa azy.GASCAR Fenosoa, ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐, Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, izay Ray aman-dReny mpiahy ity fotoan-dehibe ity no nitarika ny lanonam-pankalazร na sady nanambara taminโny ofisialy ny fisokafanโny fanamarihana ny tsingerintaona. Raha miisa 14 no mpikambana tany am-piandohana aminโity sehatry ny ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ity, dia efa amanโarivony maro kosa ireo mpikabary avy aminโity Fikambanana ity ankehitriny, izay mieli-patrana manerana izao tontolo izao araka ny fampitร na nataonโny Filohanโny ๐ญ๐ฐ๐ด๐ท๐ฐ๐ด๐จ ๐ด๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐ Ramatoa ANDRIAMBOAVONJY Hanitriniaina, izay marika fa velona sy miroborobo ny kolontsaina malagasy ka antony nahatonga ny minisitera mpiahy hanohana hatrany ireo mpisehatra.Vory lanona tetsy aminโny efitrano ๐ฏ๐จ๐ฝ๐ถ๐น๐ฐ๐จ Anosy ireo mpikatroka manerana ny Nosy nahitana ireo Filoham-boninahitra nanorina sy efa nitantana ny Fikambanana, ireo Filoham-paritany, ireo Sampana mpikabary, ary ireo solon-tenanโny Sampana FIMPIMA avy any ivelany, ankoatra ireo nanaraka mivantana taminโny alalanโny sary am-pitaindavitra.