Actualités > TSAPIKY, GADONA MOZIKA MALAGASY, VOAS...

TSAPIKY, GADONA MOZIKA MALAGASY, VOASOKAJY HAREMBAKOKA EO ANIVON' NY UNESCO


Miavaka maneran-tany ny 𝑲𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚 izay singa mampitombo ny mahaizy azy an’i Madagasikara sy hahafantaran’izao tontolo izao azy.Ankehitriny dia voasoratra eo anivon’ny UNESCO ho isan’ny HAREMBAKOKA TSY AZO TSAPAIN-TANANA HO AN’NY ZANAK’OLOMBELONA ny 𝙏𝙎𝘼𝙋𝙄𝙆𝙔, gadona mozika malagasy avy any amin’ny faritra Atsimo Andrefana.Fantatra izany nandritra ny fivoriana faha 20 nataon’ny Komity iraisan’ireo governemanta natao androany 10 Desambra 2025.

Publie le 11/12/2025 Par 451512 Categorie: Actualités