Voatendry hisahana ny andraikitry ny ๐๐ฉ๐ข๐๐ก๐ฒ ๐๐ง-๐๐ซ๐๐ซ๐ข๐ง๐ฒ - ๐๐ฬ๐๐๐๐ก๐๐ข๐ ๐๐ ๐๐ ๐ ๐ฬ๐๐ข๐๐๐๐๐ข๐ Ny Profesora ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ฏ๐๐ค๐ ๐๐จ๐ง๐ข๐ฆ๐๐จ๐ฅ๐.Ity Andrimpanjaka ity izay misahana ny asa ๐๐๐ฃ๐๐ก๐๐ฃ๐๐ก๐๐ฃ๐๐ฃ๐ sy ny ๐๐๐๐ง๐ค๐ซ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ฏ๐ค๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ค๐ก๐ค๐ข-๐ฅ๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐.Ny zoma 12 Desambra 2025 teo no nandray ny asany araky ny lalร na ity tomponโandraikitra vaovao ity, taorianโny famindram-pahefร na teo aminy sy ny Mpiahy an-drariny teo aloha ๐น๐จ๐ป๐ฐ๐จ๐น๐ฐ๐บ๐ถ๐ต ๐ซ๐๐๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐ฬ๐, izay nisahana vonjimaika io andraikitra io.Tonga nanome voninahitra ny lanonana famindram-pahefana natao teo aminโny Foibenโny ๐๐ฬ๐๐๐๐ก๐ข๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐ ๐ฬ๐๐ข๐๐๐๐๐ข๐ Isoraka ny Sekretera Jeneraly lefitra eo anivonโny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika ๐น๐จ๐ต๐ซ๐น๐ฐ๐จ๐ด๐ฐ๐จ๐ณ๐ฐ๐บ๐ถ๐ต ๐๐๐๐, notroninโireo mpiara-miasa eo anivonโity Andrimpanjakana ity.