Natao teo amin'ny Lapan'i Tsimbazaza ny ๐๐ sy ๐๐ ๐๐๐ฌ๐๐ฆ๐๐ซ๐ 2025, ho famalian'ireo Minisitra ny fanotaniana avy amin'ireo Solombavambahoaka mikasika ny asan'ny Governemanta.Nitondra fanazavana mahakasika ny asa sahanin'ny Minisitera iandraiketany ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐, araka izay asa vita nanomboka ny 29 Oktobra nandraisany ny andraikitra maha minisitra.Ity fihaonana teo amin' ireo Andrimpanjakana roa tonta ity dia tafiditra ao anatin'ny fe-potoana anatanterahan'ny Antenimierampirenena ๐๐๐ฉ๐ข๐ฅ๐๐๐ก๐ ๐๐ฅ๐-๐ฃ๐ข๐ง๐ข๐๐ก๐ ๐ญ๐๐๐๐๐๐, izay nanomboka ny faha-21 Okotobra, ary maharitra enimpolo andro.