Tontosa androany 17 desambra 2025 teny amin'ny foibeny eny Ankorahotra ny fankalazana ny faha-10 taonanβny Trano fivarotam-boky π΄πππππ ππππππππ.Tao anatin'izany fotoam-pankalazΓ na izany no nanoloran'ny ππ’π§π’π¬π’πππ«ππ§'π§π² πππ«ππ¬ππ«π π¬π² ππ¨π₯π¨π§ππ¬ππ’π§π mari-boninahitra πͺππππππ πππ π π π'πΆππ ππ π ππ π¨πππ, π ππ π³ππππππ ππ π π ππ πͺππππππan Μi πΉπ¨π΄π¨π³π¨π΅π±π¨πΆπ΅π¨ π½ππππππππ filoha mpanorina ity ππ«ππ§π¨ ππ’π―ππ«π¨πππ¦-ππ¨π€π². Tonga nanatanteraka ny fanolorana ny π¦ππ«π’-ππ¨π§π’π§ππ‘π’ππ«π aminβny anaranβny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ny πΊππππππππ π±πππππππ πΉπ¨πΊπΆπ³πΆππΆπ¨πΉπ°π±π¨πΆπ΅π¨ π΄ππππ, notroninβny Tale Jeneralinβny Tranombokim-pirenena πΉπ¨π½πΆπ΅π°π¨πΉπ°πΊπΆπ΅ π΅ππΜπ π³πππ sy ireo mpikambana eo anivonβny Kabinetra.Raha tsiahivina dia ny taona 1999, no nanombohanβ i RAMALANJAONA Voahirana ny Trano Mpampiely vaovao ary namoronany ny trano fivarotam-boky π΄πππππ π π ππ ππππππ zo Behoririka.Ny taona 2015 izy no lasa tompon'io orinasa io, ary nanorina ny Trano fivarotam-boky π΄πππππ ππππππππ, izay manana rantsana 4 ankehitriny dia ny ao Mahajanga, sy ireo telo hafa dia π³π πͺπππππΜπ, π°ππππππππππππ πππππππππ ππππΜ, π·ππππππππππ.Isan'ireo nandray anjara mavitrika tamin'ny fananganana ny π¬ππππ§'π§π² π«π¨π‘π’π§'π§π² ππ¨π€π² eto Madagasikara ny tenany, izay niarahana niasa tamin'ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina tamin'ny alalan'ny Tranombokim-pirenena eto Madagasikara - BNM , sy ny tetikasa πΉπππππππππ π¬π πππππππ.