Mba hialana amin’ny fanagejana ka nitarika hatramin’ny fanagadrana mpanao gazety maro toy ny teo aloha dia nataon’ny mpitantana vaovao eto amin’ny 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐒𝐞𝐫𝐚𝐬𝐞𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐊𝐨𝐥𝐨𝐧𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 ho laharam-pahamehana ny fanavaozana io lalàna io ao anatin’ny fanitsiana ny "fehezan-dalàna 𝒎𝒊𝒇𝒆𝒉𝒚 𝒏𝒚 𝒔𝒆𝒓𝒂𝒔𝒆𝒓𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒉𝒂𝒊𝒏𝒐 𝒗𝒂𝒌𝒚 𝒋𝒆𝒓𝒚 "(Loi sur la communication médiatisée)