Tontosa androany ๐๐ ๐ฃ๐๐ง๐จ๐๐ซ๐ฒ tao amin'ny efitrano malalaka ๐๐๐ฏ๐จ๐ซ๐ข๐ Anosy ny fanamarihana ny ๐๐ก๐๐ฅ๐ข๐ -๐ฃ๐๐ฅ๐๐ก๐๐ก๐ ๐๐ข ๐๐กโ๐ก๐ฌ ๐๐๐๐๐ฅ๐ฌ ๐ ๐๐๐๐๐๐ฆ๐ฌ 2026, izay nialohavana ๐ซ๐ฐ๐จ๐ฉ๐ฌ๐ต'๐ต๐ ๐ด๐ท๐ฐ๐ฒ๐จ๐ฉ๐จ๐น๐ niainga teny amin'ny ENS Ampefiloha. Niara-dalana tamin'ny mpikabary nandritra izany ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐, notroninโireo Filoham-pikambanana mpikabary maro, ny Filohanโny Federasionanโny mpikanto ny teny sy ny soratra ๐น๐จ๐ต๐จ๐ฐ๐ฝ๐ถ๐บ๐ถ๐ต ๐๐๐๐ ๐ถ๐๐๐๐ sy ireo mpandrindra miaraka aminy, ary ireo fikambanana sy ๐ข๐ฅ๐๐ ๐๐๐๐ง๐ฎ marobe.Ankoatra ireo Mpikabary roanjato mahery notolorana mari-boninahitra dia ๐ข๐ฅ๐๐ ๐๐๐๐ง๐ฎ sy ๐ข๐ฅ๐๐ฃ๐๐๐ก๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐ข๐๐ ๐ข๐๐ก๐๐๐๐จ๐ฎ miisa 12 hafa no ๐ฏ๐ฐ๐ต๐ด๐ฐ๐ฏ๐จ๐ข๐ช๐ฏ๐ข tao anatin'ny maro nomena ๐ฎ๐ข๐ณ๐ช-๐ฑ๐ข๐ฏ๐ฌ๐ข๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข๐ฉ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ฌ๐ข๐ฏ๐ข na "๐ท๐ถ๐จ-๐ป๐บ๐จ๐ป๐น๐ถ๐ฒ๐จ" avy aminโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข.Ny ezaka nisongadina vitany teo amin'ny fanandratana ny kabary sy ny fomba malagasy teto amin'ny firenena no nisafidianana azy ireo araka ny lohahevitra nosafidina tamin'ity taona ity "๐ฒ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐".Aminโizay fankasitrahana izay ihany dia nankasitrahanโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข manokana ny Tale misahana ny fampiroboroboana ny Teny malagasy ๐จ๐ต๐ซ๐น๐ฐ๐จ๐ด๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ซ๐ ๐ฉ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ (๐ท๐๐๐๐๐ก๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ก๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐ฟ๐๐๐๐ข๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฆ-๐ท๐๐ฟ๐) sy ny Mpanolontsaina Teknika eo anivonโny Kabinetra ๐น๐จ๐ด๐จ๐ต๐จ๐ต๐ป๐ฌ๐ต๐จ๐บ๐ถ๐จ ๐ฑ๐๐๐ฬ noho ny ezaka nandritra ny fanomanana sy ny fikarakarana ity ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ฏ๐ฎ๐ฟ๐ ๐บ๐ฎ๐น๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ natao androany ๐๐ ๐ฃ๐๐ง๐จ๐๐ซ๐ฒ ity.