Actualitรฉs > NAHAZO FITAOVANA VAOVAO AVY AMIN' NY...

NAHAZO FITAOVANA VAOVAO AVY AMIN' NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA NY FITALEAVAM-PARITRA BOENY

Fandaharanasanโ€™ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏโ€™๐˜ฏ๐˜บ ๐˜š๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ด๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜’๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ny fampitoviana lenta ny fisitrahanโ€™ny malagasy rehetra vaovao mitovy manerana anโ€™i Madagasikara ka antony ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ซ๐™–๐™ค๐™ฏ๐™–๐™ฃ๐™ฎ ny fitaovana isam-paritra hoy ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜ข ๐‘ฎ๐‘จ๐‘บ๐‘ช๐‘จ๐‘น ๐‘ญ๐’†๐’๐’๐’”๐’๐’‚.Anjaranโ€™ny haino aman-jerim-pirenena ๐—ง๐—ฉ๐—  sy ๐—ฅ๐—ก๐—  ao ๐— ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ท๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ, renivohitry ny faritra Boeny indray no nisitraka fampitaovana avy aminโ€™ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ka tonga nanolotra izany tany an-toerana ireo iraka manokana avy aminโ€™ny Kabinetranโ€™ny minisitera ๐‘น๐‘จ๐‘น๐‘ฐ๐‘ฝ๐‘ถ๐‘บ๐‘ถ๐‘ต ๐‘ช๐’‰๐’‚๐’๐’„๐’‚๐’“๐’… sy ๐‘ฏ๐‘จ๐‘น๐‘ฐ๐‘ด๐‘จ๐‘ต๐‘ฐ๐‘ป๐‘น๐‘จ ๐‘ด๐’‚๐’Ž๐’š.Ezahina havaozina ireo fitaovana enti-miasa eny anivonโ€™ny ๐™๐™ž๐™ฉ๐™–๐™ก๐™š๐™–๐™ซ๐™–๐™ข-๐™ฅ๐™–๐™ง๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™Ž๐™š๐™ง๐™–๐™จ๐™š๐™ง๐™– ๐™จ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™†๐™ค๐™ก๐™ค๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™–๐™ž๐™ฃ๐™– mba hanatsarana ny kalitaonโ€™ny vaovao am-pitaina sy hamahana ny olana ateraky ny fitaovana tsizarizary.Solon-tenam-panjakana maromaro tao Boeny no tonga nanotrona izao fanolorana izao ka isanโ€™izany ny Talem-paritra mpisolo toerana ๐‘น๐‘จ๐‘ญ๐‘จ๐‘น๐‘จ๐‘ฏ๐‘จ๐‘น๐‘ฐ๐‘ต๐‘ฐ๐‘ฝ๐‘ถ ๐‘ป๐’‚๐’๐’•๐’†๐’๐’š ๐‘ญ๐’‚๐’๐’‹๐’‚ ๐‘ถ๐’๐’Š๐’—๐’‚, notroninโ€™ireo mpiara-miasa.

Publie le 26/01/2026 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs