Fandaharanasanโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ny fampitoviana lenta ny fisitrahanโny malagasy rehetra vaovao mitovy manerana anโi Madagasikara ka antony ๐๐ฃ๐๐ซ๐๐ค๐ฏ๐๐ฃ๐ฎ ny fitaovana isam-paritra hoy ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐.Anjaranโny haino aman-jerim-pirenena ๐ง๐ฉ๐ sy ๐ฅ๐ก๐ ao ๐ ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ท๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ, renivohitry ny faritra Boeny indray no nisitraka fampitaovana avy aminโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข ka tonga nanolotra izany tany an-toerana ireo iraka manokana avy aminโny Kabinetranโny minisitera ๐น๐จ๐น๐ฐ๐ฝ๐ถ๐บ๐ถ๐ต ๐ช๐๐๐๐๐๐๐ sy ๐ฏ๐จ๐น๐ฐ๐ด๐จ๐ต๐ฐ๐ป๐น๐จ ๐ด๐๐๐.Ezahina havaozina ireo fitaovana enti-miasa eny anivonโny ๐๐๐ฉ๐๐ก๐๐๐ซ๐๐ข-๐ฅ๐๐ง๐๐ฉ๐ง๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐๐จ๐๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐ก๐ค๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐๐ฃ๐ mba hanatsarana ny kalitaonโny vaovao am-pitaina sy hamahana ny olana ateraky ny fitaovana tsizarizary.Solon-tenam-panjakana maromaro tao Boeny no tonga nanotrona izao fanolorana izao ka isanโizany ny Talem-paritra mpisolo toerana ๐น๐จ๐ญ๐จ๐น๐จ๐ฏ๐จ๐น๐ฐ๐ต๐ฐ๐ฝ๐ถ ๐ป๐๐๐๐๐๐ ๐ญ๐๐๐๐ ๐ถ๐๐๐๐, notroninโireo mpiara-miasa.