Nampahafantarinโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐ taminโny fomba ofisialy androany 29 janoary 2026 tetsy aminโny ๐๐๐ฅ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐ก๐ค๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐๐ฃ๐ Mahamasina ny nahatafiditra ho isanโny ๐ฏ๐จ๐น๐ฌ๐ด๐ฉ๐จ๐ฒ๐ถ๐ฒ๐จ ๐ป๐บ๐ ๐จ๐๐ถ ๐ป๐บ๐จ๐ท๐จ๐ฐ๐ต-๐ป๐จ๐ต๐จ๐ต๐จ ๐ฏ๐ถ ๐จ๐ตโ๐ต๐ ๐๐จ๐ต๐จ๐ฒโ๐ถ๐ณ๐ถ๐ด๐ฉ๐ฌ๐ณ๐ถ๐ต๐จ ny ๐๐๐ผ๐๐๐๐, gadona mozika malagasy avy any aminโny faritra Atsimo Andrefanโi Madagasikara.Ny 10 Desambra 2025 no namoahanโny ๐จ๐ก๐๐ฆ๐๐ข ny taratasy fanamarihana ofisialy izay naseho ho hitanโ ireo Mpanao gazety nanatrika ny valan-dresaka natao androany.Tapaka teo anivonโny ๐ ๐ข๐ฅ๐๐ง-๐ค๐๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐ ny ๐๐ ๐ฃ๐๐ง๐จ๐๐ซ๐ฒ ๐๐๐๐ fa ho ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ผ๐ณ๐ถ๐๐ถ๐ฎ๐น๐ ๐๐ ๐ต๐ฎ๐ป๐ธ๐ฎ๐น๐ฎ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ธ๐ผ๐๐ฟ๐ผ๐ธ๐ผ๐๐ฟ๐ผ๐ธ๐ฎ ao Toliara ny ๐๐ ๐ฌ๐ฒ ๐๐ ๐๐๐๐ซ๐จ๐๐ซ๐ฒ ๐๐๐๐ izao ny ๐๐๐ผ๐๐๐๐, izay hatao aminโny alalanโny fety ara-kolontsaina malagasy hahitana fampisehoana handraisanโireo mpanakanto mpiangaly ny gadona ๐๐๐ผ๐๐๐๐ avy ao Toliara sy ireo mpanakanto fanta-daza nivoy ny ๐๐๐ผ๐๐๐๐ nitety vazantany.Lanonana ho anโny malagasy manontolo no ho karakarainโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ao Toliara mahakasika ny gadona mozika malagasy ๐๐๐ผ๐๐๐๐, ka nanaovanโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐ antso ofisialy ho anโny rehetra mba hiaraka hisalahy aminโny fanatontosona azy. Miantso ny rehetra, na rafitra ara-panjzkana, na orinasa tsy miankina, na minisitera, eny ny olom-pirenena tsy ankanavaka hiara-hiasa sy hitondra anjara biriky hanatanterahana ny T๐A๐I๐Y F๐S๐I๐A๐Y ny 27 sy 28 febroary 2026 ao Toliara ๐๐๐ฃ๐ค๐ข๐๐ฏ๐๐ฃ-๐ ๐๐จ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐ก๐ค๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐๐ฃ๐ ๐ข๐๐ก๐๐๐๐จ๐ฎ.Vahiny nasaina manokana nanome voninahitra ity velan-dresaka ho anโny mpanao gazety natao androany ity i ๐๐๐จ๐๐๐ ๐ป๐จ๐๐ฅ๐๐ ๐, mpanakanto ao aminโny tarika ๐ณ๐๐๐ค ๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ ๐, izay mivoy ny gadona Tsapiky, ary niaraka ireo solotenanโny mpanakanto nanafana ny fotoana.๐ฒ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ sy ๐ด๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ misandratra.