Actualitรฉs > HAKOTROKOTROKA NY FANDRAISANA NY MAHA...

HAKOTROKOTROKA NY FANDRAISANA NY MAHA HAREMBAKOKA IRAISAM-PIRENENA NY TSAPIKY NY 27 SY 28 FEBROARY AO TOLIARA

Nampahafantarinโ€™ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜š๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ด๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜’๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ๐‘ฎ๐‘จ๐‘บ๐‘ช๐‘จ๐‘น ๐‘ญ๐’†๐’๐’๐’”๐’๐’‚ taminโ€™ny fomba ofisialy androany 29 janoary 2026 tetsy aminโ€™ny ๐™‡๐™–๐™ฅ๐™–๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐™†๐™ค๐™ก๐™ค๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™–๐™ž๐™ฃ๐™– Mahamasina ny nahatafiditra ho isanโ€™ny ๐‘ฏ๐‘จ๐‘น๐‘ฌ๐‘ด๐‘ฉ๐‘จ๐‘ฒ๐‘ถ๐‘ฒ๐‘จ ๐‘ป๐‘บ๐’€ ๐‘จ๐’๐‘ถ ๐‘ป๐‘บ๐‘จ๐‘ท๐‘จ๐‘ฐ๐‘ต-๐‘ป๐‘จ๐‘ต๐‘จ๐‘ต๐‘จ ๐‘ฏ๐‘ถ ๐‘จ๐‘ตโ€™๐‘ต๐’€ ๐’๐‘จ๐‘ต๐‘จ๐‘ฒโ€™๐‘ถ๐‘ณ๐‘ถ๐‘ด๐‘ฉ๐‘ฌ๐‘ณ๐‘ถ๐‘ต๐‘จ ny ๐™๐™Ž๐˜ผ๐™‹๐™„๐™†๐™”, gadona mozika malagasy avy any aminโ€™ny faritra Atsimo Andrefanโ€™i Madagasikara.Ny 10 Desambra 2025 no namoahanโ€™ny ๐—จ๐—ก๐—˜๐—ฆ๐—–๐—ข ny taratasy fanamarihana ofisialy izay naseho ho hitanโ€™ ireo Mpanao gazety nanatrika ny valan-dresaka natao androany.Tapaka teo anivonโ€™ny ๐…๐ข๐ฅ๐š๐ง-๐ค๐ž๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Œ๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐š ny ๐Ÿ๐Ÿ• ๐ฃ๐š๐ง๐จ๐š๐ซ๐ฒ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ” fa ho ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ผ๐—ณ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ฎ๐—น๐˜† ๐˜€๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ผ๐—ธ๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ ao Toliara ny ๐Ÿ๐Ÿ• ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐Ÿ– ๐Ÿ๐ž๐›๐ซ๐จ๐š๐ซ๐ฒ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ” izao ny ๐™๐™Ž๐˜ผ๐™‹๐™„๐™†๐™”, izay hatao aminโ€™ny alalanโ€™ny fety ara-kolontsaina malagasy hahitana fampisehoana handraisanโ€™ireo mpanakanto mpiangaly ny gadona ๐™๐™Ž๐˜ผ๐™‹๐™„๐™†๐™” avy ao Toliara sy ireo mpanakanto fanta-daza nivoy ny ๐™๐™Ž๐˜ผ๐™‹๐™„๐™†๐™” nitety vazantany.Lanonana ho anโ€™ny malagasy manontolo no ho karakarainโ€™ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜š๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ด๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜’๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ao Toliara mahakasika ny gadona mozika malagasy ๐™๐™Ž๐˜ผ๐™‹๐™„๐™†๐™”, ka nanaovanโ€™ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜ข ๐‘ฎ๐‘จ๐‘บ๐‘ช๐‘จ๐‘น ๐‘ญ๐’†๐’๐’๐’”๐’๐’‚ antso ofisialy ho anโ€™ny rehetra mba hiaraka hisalahy aminโ€™ny fanatontosona azy. Miantso ny rehetra, na rafitra ara-panjzkana, na orinasa tsy miankina, na minisitera, eny ny olom-pirenena tsy ankanavaka hiara-hiasa sy hitondra anjara biriky hanatanterahana ny T๐’A๐I๐ŠY F๐„S๐“I๐•A๐‹Y ny 27 sy 28 febroary 2026 ao Toliara ๐™๐™–๐™ฃ๐™ค๐™ข๐™š๐™ฏ๐™–๐™ฃ-๐™ ๐™–๐™จ๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™†๐™ค๐™ก๐™ค๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™–๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™ข๐™–๐™ก๐™–๐™œ๐™–๐™จ๐™ฎ.Vahiny nasaina manokana nanome voninahitra ity velan-dresaka ho anโ€™ny mpanao gazety natao androany ity i ๐™‹๐’‚๐™จ๐’„๐™–๐’ ๐‘ป๐™จ๐’‚๐™ฅ๐’Š๐™ ๐’š, mpanakanto ao aminโ€™ny tarika ๐‘ณ๐™ž๐’„๐™ค ๐™†๐’Š๐™ฃ๐’Š๐™ฃ๐’Š๐™ ๐’†, izay mivoy ny gadona Tsapiky, ary niaraka ireo solotenanโ€™ny mpanakanto nanafana ny fotoana.๐‘ฒ๐’๐’๐’๐’๐’•๐’”๐’‚๐’Š๐’๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’ˆ๐’‚๐’”๐’š sy ๐‘ด๐’๐’›๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’ˆ๐’‚๐’”๐’š misandratra.

Publie le 29/01/2026 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs