Zoky nitari-dalana sy nampianatra mpanao gazety maro i Annick RAHERIMANANA, ๐ด๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐, fantatra taminโny fandaharana taminโny Onjam-peo. Isanโireo mpanao gazety nisitraka fampianarana avy aminy ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ankehitriny.Nitsahatra izy ankehitriny, nandao ilay tontolo tiany, tontolo nandaniany ny androm-piainany nanabe, namakafaka, nanoro, nandalina ny fiainam-pirenena.Very ๐๐๐๐๐๐, nilaozan-joky ny tontolonโny asa fanaovan-gazety androany, fa nodimandry i Annick.Tonga nanome voninahitra, niondrika am-panajana nanoloana ny vata-mangatsiakany, eny tonga nampahery ny ankohonany, sy ny fianakaviany manontolo teny aminโny trano nonenany ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, sady ๐ด๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐, GASCAR Fenosoa, ny hariva teo, niaraka taminโireo mpiara-miasa.Mandria am-piadanana ๐๐๐๐๐๐ Annick.