Iray aminโireo ๐๐จ๐ ๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐จ๐๐๐๐ฃ๐ ๐๐ฃ-๐ฉ๐จ๐๐ฉ๐ง๐๐ฅ๐ค ny ๐จ๐ ๐ค๐ฉ๐๐จ๐ข๐ izay seha-panabeazana mikendry ny hanasoavana ny mpiara-monina, mamolavola ho olom-banona, olona tia ny firenena sy ny mpiray tanindrazana aminy, manomana olompirenena mahay mandray andraikitra eo anivonโny fiarahamonina, mahay manampy ny mpiara-belona aminy, manefy ny olona ho tokan-teny izay manatanteraka ny teny nomeny, ary azo itokisana.Ny ๐๐๐ฅ๐๐ง๐ฉ๐๐ข๐๐ฃ๐ฉ๐ ๐ข๐๐จ๐๐๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ข๐ฅ๐๐ง๐ค๐๐ค๐ง๐ค๐๐ค๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐จ๐๐๐๐ฃ๐ ๐๐ฃ-๐ฉ๐จ๐๐ฉ๐ง๐๐ฅ๐ค ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ข๐ฅa๐ซ๐๐ฉ๐ง๐๐๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ f๐๐๐ง๐๐๐๐ข๐ค๐ฃ๐๐ฃ๐ (๐ท๐๐๐ด๐ถ-๐ท๐๐๐๐๐ก๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ก๐๐๐ ๐๐ข ๐๐๐๐๐๐ก๐๐๐๐๐ก ๐๐ก ๐๐ ๐โ๐ด๐๐๐๐๐ก๐๐๐ ๐ถ๐๐๐๐ข๐๐๐ข๐ก๐๐๐๐) eo anivonโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐ฏ๐ฐ ๐ข๐๐๐๐ฎ ๐ข๐๐ซ๐๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐ ireo mpilatsaka an-tsitrapo sy ny asa fanampiana fiarahamonina ataony.Tsaroana isaky ny datinโny ๐ฎ๐ฎ ๐ณ๐ฒ๐ฏ๐ฟ๐ผ๐ฎ๐ฟ๐ ny ๐๐ฃ๐๐ง๐ค ๐ข๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ-๐ฉ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ค ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐จ๐ ๐ค๐ฉ๐๐จ๐ข๐ izay antsoina koa hoe ๐๐ฃ๐๐ง๐ค๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐ฅ๐๐ข๐ค๐ง๐ค๐ฃ๐ noho io daty io ahatsiarovana ny nahaterahanโi BADEN POWELL "๐ฉ๐๐ท๐" izay namorona ny skotisma.Matetika dia marihina aminโny fanatanterahana asa sosialy na asa fanampiana ny mpiara-monina ny ๐๐ฃ๐๐ง๐ค๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐ฅ๐๐ข๐ค๐ง๐ค๐ฃ๐.Niara-nanamarika ny andronโny skotisma taminโny alalanโny fiarahana nanao asa fanadiovana tao aminโny Mozea Vavitiana ny skoto avy ao Toamasina ka nitarika azy ireo taminโizany Ramatoa ๐น๐จ๐ฒ๐ถ๐ป๐ถ๐ต๐ซ๐น๐จ๐ฉ๐ฌ ๐ป๐๐๐๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐ izay Tale ๐ฎ๐ช๐ด๐ข๐ฉ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ณ๐ฐ๐ฃ๐ฐ๐ณ๐ฐ๐ฃ๐ฐ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐๐ช๐ณ๐ฐ๐ต๐ด๐ข๐ฉ๐ข๐ฏ๐ข ๐ข๐ฏ-๐ต๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข๐ฑ๐ฐ ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฎ๐ฑa๐ท๐ช๐ต๐ณ๐ช๐ฉ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ f๐ช๐ข๐ณ๐ข๐ฉ๐ข๐ฎ๐ฐ๐ฏ๐ช๐ฏ๐ข eo anivonโny Minisiteranโny Serasera sy ny Kolontsaina.Aminโny maha ๐๐ธ๐ผ๐๐ผ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ dia nirotsaka an-tsehatra niaraka taminโireo ๐๐ธ๐ผ๐๐ผ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ koa ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ n๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐ nandritra ny asa.T๐n๐n๐ ๐กa๐ฏi๐"๐ฝ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐ฏ๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐"