Actualités > NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLO...

NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA TONGA NANEHO NY FIARAHA- MIORY SY NANKAHERY NY MPANAKANTO FANDRAMA


Ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina dia maneho ny fiaraha-miory ary mankahery hatrany ny fianakavian'ny mpanakanto FANDRAMA tamin’ny namoizana zanaka.Ny mpiara-miasa solontena dia efa tonga teny an-toerana nitondra ny teny fampiononana sy nifanotrona tamin'ny fianakaviana.

Publie le 02/05/2025 Par 451512 Categorie: Actualités