Fotodrafitrasa goavana sy manaraka ny fenitra no hatsangana eo Ivato, vavahadin'i Madagasikara, entina hanomezana sehatra matianina ny asa tanana malagasy sy ny hampiroborobo ny fizahantany. "Isika dia miasa ary tsy hanaiky hakivian'ny mpanatsatso sy ireo vato misakana ny fampandrosoana" Hoy ny Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara Andry Rajoelina.πΈPrΓ©sidence de la RΓ©publique de MadagascarπΈMinisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina