Actualités > TANJON' NY TETIKASA PRODUIR IZAY HIAR...

TANJON' NY TETIKASA PRODUIR IZAY HIARAHANA AMIN' NY BANKY IRAISAM-PIRENENA NY FANATSARANA NY TOE-PIAINAN' NY MPONINA AN-DRENIVOHITRA

Tafiditra ao anatin'izany ireo asa fanadiovana sy fanajariana ireo fotodrafitrasa fototra toy ny lakandrano, ny tetezana sy ireo lalan-kely toy ireo notsidihan'ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina teny Ankasina androany. Mponina maherin'ny 400.000 no misitraka ireo fotodrafitrasa napetraka ao amin’ny Firaisana voalohany sy faha-efatra,  Bemasoandro, Andranonahoatra sy Anosizato Andrefana. Nanentana ny vahoaka hitandro ny fahadiovana hatrany ny Filohan’ny Repoblika ary hametraka fomba fiasa vaovao hiantohana izany fahadiovana izany isaky ny fokontany.

TANJON' NY TETIKASA PRODUIR IZAY HIARAHANA AMIN' NY BANKY IRAISAM-PIRENENA NY FANATSARANA NY TOE-PIAINAN' NY MPONINA AN-DRENIVOHITRA
TANJON' NY TETIKASA PRODUIR IZAY HIARAHANA AMIN' NY BANKY IRAISAM-PIRENENA NY FANATSARANA NY TOE-PIAINAN' NY MPONINA AN-DRENIVOHITRA
TANJON' NY TETIKASA PRODUIR IZAY HIARAHANA AMIN' NY BANKY IRAISAM-PIRENENA NY FANATSARANA NY TOE-PIAINAN' NY MPONINA AN-DRENIVOHITRA
TANJON' NY TETIKASA PRODUIR IZAY HIARAHANA AMIN' NY BANKY IRAISAM-PIRENENA NY FANATSARANA NY TOE-PIAINAN' NY MPONINA AN-DRENIVOHITRA
TANJON' NY TETIKASA PRODUIR IZAY HIARAHANA AMIN' NY BANKY IRAISAM-PIRENENA NY FANATSARANA NY TOE-PIAINAN' NY MPONINA AN-DRENIVOHITRA
TANJON' NY TETIKASA PRODUIR IZAY HIARAHANA AMIN' NY BANKY IRAISAM-PIRENENA NY FANATSARANA NY TOE-PIAINAN' NY MPONINA AN-DRENIVOHITRA
Publie le 14/05/2025 Par 451512 Categorie: Actualités