Tontosaina amin'izao fotoana izao ny Filan-kevitry ny Minisitra ivelan'Antananarivo fahatelo izay tanterahina ao Toliara. Ny Filohan'ny Repoblika Andry Rajoelina no mitarika izany izay atrehin'ireo mpikambana eo anivon'ny Governemanta tarihin'ny Praiminisitra NTSAY Christian.Miatrika ny filankevitra aty an-toerana ihany koa ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina MARA Volamiranty Donna.