EPP manarapenitra sahala amin'ireo efa natsangana sy notokanana manerana ny nosy no notokanana teto amin'ny fokontany Djabala, Nosy Be. EPP izay efa miroso amin'ny fampiasana haitao ara-kajy mirindra amin'ny fomba fampianarana. Mendrika ny hianatra sy hivoatra anaty tontolo mifanaraka amin'ny toetrandro ny zaza Malagasy.