Actualités > TSY MAINTSY MANDROSO I NOSY BE

TSY MAINTSY MANDROSO I NOSY BE


Ny fizahantany no tena antom-piveloman’ny ankamaroan’ny mponina eto Nosy Be, ka tsy maintsy atao manara-penitra sy tsy mena-mitaha amin’ny any ivelany ny fotodrafitrasa.Tetikasa maro no takian’izany, efa nanomboka isika tamin’ny lalana, tohizantsika hatrany izany. Voalohany amin’izany ny fisitrahana herinaratra sy rano fisotro madio.Manomboka ny asa fananganana ny parc solaire eto Madiro, Nosy Be. Sady angovo madio azo avaozina no mora ho an’ny mpanjifa. 5MW izay ho azo tsinjaraina anatin’ny tambazotran’ny JIRAMA manomboka amin’ny volana aogositra ho avy izao.Ny asa mikasika ny rano ihany koa dia efa nojerena manokana miaraka amin’ny banky iraisam-pirenena, ho amboarina ireo fitaovana simba ary hitarina ny fotodrafitrasa. Hanangana station de pompage, station de traitement d’eau isika ary hanao forage maro eny amin’ny fokontany. Tsy ho ory rano intsony Nosy Be.Tanana vaovao, oniversite, hôpitaly, fampiofanana arakasa…Ny vina napetratsika dia mitaky asa fampandrosoana mifanaraka amin’ny filan’ny vahoaka.Tsy maintsy mandroso i Nosy Be.

TSY MAINTSY MANDROSO I NOSY BE
TSY MAINTSY MANDROSO I NOSY BE
TSY MAINTSY MANDROSO I NOSY BE
TSY MAINTSY MANDROSO I NOSY BE
TSY MAINTSY MANDROSO I NOSY BE
TSY MAINTSY MANDROSO I NOSY BE
TSY MAINTSY MANDROSO I NOSY BE
TSY MAINTSY MANDROSO I NOSY BE
TSY MAINTSY MANDROSO I NOSY BE
TSY MAINTSY MANDROSO I NOSY BE
TSY MAINTSY MANDROSO I NOSY BE
TSY MAINTSY MANDROSO I NOSY BE
Publie le 27/05/2025 Par 451512 Categorie: Actualités