Actualités > FANOMBOHANA TAMIN' NY FOMBA OFISIALY...

FANOMBOHANA TAMIN' NY FOMBA OFISIALY NY FANAMARIHANA NY FAHA-65 TAONA NIVERENAN' NY FAHALEOVANTENA SY NIJOROAN' NY FOLOALINDAHY MALAGASY


Fanombohana tamin'ny fomba ofisialy ny fanamarihana ny faha-65 taona niverenan'ny Fahaleovantena sy nijoroan'ny Foloalindahy malagasy ao anatin'ny lohahevitra hoe "Ny Fitiavan-tanindrazana mitarika fandrosoana"  "Ny fitiavan-tanindrazana dia mila marihana ao anatin'ny asa sy ny zavatra rehetra ataontsika" hoy ny Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara Andry Rajoelina nandritra ny lahateniny.Nanamarika ity fotoana ity ny fananganana ny sainam-pirenena narahin'ireo hetsika ara-kolontsaina toy ny diam-piaraha-mientana notanterahin'ireo Andrimpanjakana sy ireo minisitera nanasongadina ny Faritra 24.Fiadidiana ny Repoblika

Publie le 03/06/2025 Par 451512 Categorie: Actualités