Fandraisana anjara tamin'ny fanombohana amin'ny fomba ofisialy ny fankalazana ny faha 65 taona niverenan'ny fahaleovan-tenan'i Madagasikara avy amin'ny mpiara-miasa eo anivon'ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina. Ny fitafy avy amin'ny faritra Vatovavy no nasongadina nandritra ny filatroana.