Feno dia feno ny fandaharam-potoana an'Andriamatoa Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara Andry Rajoelina amin'ny fitsidihana eto amin'ny faritra Matsiatra Ambony.Isan'izany ny filan-kevitry ny Minisitra hotontosaina eto Fianarantsoa izao tolakandro izao.Tonga nitsena an'Andriamatoa Filoha mivady sy ny Praiminisitra lehiben'ny Governemanta ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina MARA Volamiranty Donna."Fitondram-panjakana manakaiky vahoaka"