Actualités > SAINTE MARIE

SAINTE MARIE


Ao Sainte Marie no hanatanterahina ny Filankevitry ny Minisitra ivelan'Antananarivo ny alakamisy 10 jolay 2025, izay ho tarihin'ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina ary atrehin'ny Praiminisitra, Ntsay Christian sy ireo mpikambana eo anivon’ny Governemanta ary ireo olom-boafidy sy olom-boatendry ao an-toerana.

Publie le 10/07/2025 Par 451512 Categorie: Actualités