Mitohy hatrany ny fandraisana andraikitra ataon'ny fitondram-panjakana manoloana ny tranga tazomoka any Ikongo. Miditra an-tsehatra amin'ny fanentanana amin'ny fampiasana lay misy ody moka ny ekipa eny ifotony. Mitohy ny fizarana ny fanafody sy lay ho an'ny mponina, eo ihany koa ny fizarana sakafo.Entanina hatrany ny mponina ao an-toerana amin'ny famonjena toeram-pitsaboana ara-potoana.