Actualités > VAOVAO TSARA

VAOVAO TSARA


Manombokaanio 01 Aogositra 2025, dia mihatra ny 𝐟𝐢𝐡𝐞𝐧𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐯𝐢𝐝𝐢𝐧-𝐭𝐬𝐨𝐥𝐢𝐤𝐚 eny amin'ny toby fitinjarana solika manerana ny Nosy.Vaovao lehibe sy tena mahafaly ho an'ny mpanjifa rehetra izany, indrindra fa ireo mpampiasa fiara sy ny mpitatitra.Ireto avy ireo vidiny vaovao manomboka anio :Lasantsy (Supercarburant) : 5.120 Ariary isaky ny litatra (fihenana 200 Ariary)Gazoala (Gasoil) : 4.700 Ariary isaky ny litatra (fihenana 200 Ariary)Solika fandrehitra (Pétrole lampant) : 3.210 Ariary isaky ny litatra (fihenana 170 Ariary)

VAOVAO TSARA
Publie le 03/08/2025 Par 451512 Categorie: Actualités