Actualités > TELEFERIKA

TELEFERIKA


Notokanana anio 15 Aogositra 2025 ny teleferika ary hisokatra ho ampiasain’ny rehetra izany. Tetikasa naharitra 25 volana, nahazoana asa mivantana ho an’ny olona 450, ary vinavinaina hampihenana be ny fitohanan’ny fiara eto Antananarivo. Mahazaka mpandeha 40.000 - 60.000 isa isan’andro ny teleferika.Ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina no nitarika ny lanonam-panokafana niaraka tamin’ny Praiminisitra Ntsay Christian sy ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta, anisan’izany ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Ramatoa MARA Volamiranty Donna

TELEFERIKA
TELEFERIKA
TELEFERIKA
TELEFERIKA
TELEFERIKA
TELEFERIKA
TELEFERIKA
TELEFERIKA
Publie le 19/08/2025 Par 451512 Categorie: Actualités